| Entry | velarina (velatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala [1.1] | |||||||||
| To be spread out, to be unrolled [1.7] | |||||||||
| Qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3] | |||||||||
| Qu'on déplie, déroule, étend [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | avelatra | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|