| Entry | vehivavy | |
| Part of speech | noun | |
| Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [1.1] | ||
| A woman [1.7] | ||
| Femme [1.8] | ||
| Article | Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/06/18 |
|