| Entry |
ve
|
| Part of speech | particule
|
| | Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana:
Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha?
Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy:
Moa ve hijanona ianao? [1.1]
|
| | Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
|
| Examples | Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela)
[1.3]
|
| Synonyms | |
| Analogs |
moa |
|
| Entry |
ve
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Fivoizana lakana [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|
| Entry |
ve
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Evina [1.78]
|
| Vocabulary |
|