|
|
|
|

Entry vazimba
Part of speech noun
  [Sihanaka] Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]

Entry vazimba
Part of speech adjective
 Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Derivatives 

Entry Vazimba
Part of speech name (ethnonym)
 Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/04/08