| Entry |
vaventy
|
| Part of speech | adjective
|
| | Lehibe: Olom-baventy Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona vaventy tokoa izay niresaka taminay izay! Bakatraka: Vaventy fahana ity lamba ity [1.1]
|
| | Great, large; eminent, honorable [1.7]
|
| | Corpulent, gros, qui a de belles proportions, une grande dimension Figuré: les puissants, les grands, les riches, les principaux [1.3]
|
| | Grand, éminent, honorable [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mitopatopa ny onja vaventy
[2.471]
|
| 2 | Trano vaventy sy lavabe no tazany
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
vaventy,
-baventy |
|
| Derivatives |
|