| Entry |
varotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1]
|
| | Selling, trade, commerce [1.7]
|
| | Vente, commerce [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Négoce, trafic, marchandise [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
| 2 | Ny fanambadiam-baro-barotra, ny varotra misy rahateo.
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
varotra,
varotro,
varotrao,
varony,
varotsika,
varotray,
varotrareo,
varotr',
varo-,
varotry |
| Prefixed : |
-barotra,
-barotro,
-barotrao,
-barony,
-barotsika,
-barotray,
-barotrareo,
-barotr',
-baro-,
-barotry |
|
| Derivatives |
| Article |
|
| Entry |
varotra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
(déformation de voarotra).
Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi
Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Eugenia jambolana, Eugenia jambosa |
|