| Entry |
varivary
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
|
| | Rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
|
|
| Entry |
varivary
|
| Part of speech | noun
|
| | Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
|
| | Tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
|
| | Lattes transversales des toits [1.3]
|
| | Latte [1.13]
|
| Derivatives |
|