| Entry | variana | |
| Part of speech | adjective | |
| Very hevitra:
Very ny firavako sarobidy ka variana aho Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1] | ||
| Examples | Variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
[2.324] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/16 |
|