|
|
|
|

Entry varavarana
Part of speech noun
 Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
 Rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
 A door or window opening [1.7]
 Porte [1.8, 1.13]
 Fenêtre [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
2I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
3Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Morphology 
Simple : varavarana, varavarako, varavaranao, varavarany, varavarantsika, varavaranay, varavaranareo, varavaran', varavaran-, varavaram-, varavara-
Prefixed : -baravarana, -baravarako, -baravaranao, -baravarany, -baravarantsika, -baravaranay, -baravaranareo, -baravaran', -baravaran-, -baravaram-, -baravara-
Article 

Entry varavarana
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano [1.1]
Vocabulary 
Examples 
1Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
2I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
3Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Morphology 
Simple : varavarana, varavarako, varavaranao, varavarany, varavarantsika, varavaranay, varavaranareo, varavaran', varavaran-, varavaram-, varavara-
Prefixed : -baravarana, -baravarako, -baravaranao, -baravarany, -baravarantsika, -baravaranay, -baravaranareo, -baravaran', -baravaran-, -baravaram-, -baravara-

Updated on 2023/05/17