|
|
|
|

Entry vara
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Hasina, voninahitra [1.78]

Entry vara
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Fananana [1.78]
  [Tanosy] Raharaha, asa; vidiny; harena, fanananana [1.78]

Entry vara
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Varahina [1.78]
Vocabulary 

Entry vara
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Petit arbre à bois blanc, tendre et léger. Fruits comestibles. Probablement comme varana. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2019/08/17