| Entry |
vantotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
|
| | Something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
|
| | Se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Hianao vantony, izaho maitso volo
[2.69]
|
| 2 | Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra
[2.558]
|
| 3 | Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana
[2.643]
|
| 4 | Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo
[2.643]
|
| 5 | Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
vantotra,
vantony,
vantotr',
vanto- |
| Present : |
-bantotra,
-bantony,
-bantotr',
-banto- |
|
| Derivatives |
|