|
|
|
|

Entry vanika
Part of speech noun
 Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23