| Entry |
vango
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Vely, famelezana [1.78]
|
| | [Taisaka]
Dona, vely [1.78]
|
| | [Tanala]
Famelezana, fikapohana [1.78]
|
| | Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vango
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [1.1]
|
| | Variété de poisson de mer [1.13]
|
| Vocabulary |
|