| Entry | vangavanga (vanga) | |
| Part of speech | adjective | |
| Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [1.1] | ||
| Examples | olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony
[2.245] | |
| Synonyms | vanga | |
| Updated on 2023/03/19 |
|