|
|
|
|

Entry valiha tsimihety
Part of speech locution
Elementary words valiha, tsimihety
 Sampan-drofia roa no alaina, esorina ny atiny, atambatra hanjary boribory; ny hodiny ihany no sokirina hanjary tadiny [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2025/04/28