| Entry | valanirana | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Nuxia capitata | |
| Examples | Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena;
[2.48] | |
| Updated on 2024/10/14 |
|