|
|
|
|

Entry valalanina
Part of speech adjective
 Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
 Tired out by monotonous work [1.7]
 épuisé par un travail monotone [1.8]
Examples Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470]
Derivatives 

Updated on 2012/12/30