| Entry | vahotra | |
| Part of speech | adjective | |
| Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] | ||
| Benumbed Perplexed [1.7] | ||
| Engourdi Confus [1.3, 1.8] | ||
| Transi, crispé par le froid Fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] | ||
| Examples | nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2016/08/01 |
|