|
|
|
|

Entry V      v
Part of speech noun (symbol)
 Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
 Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Article 
Illustrations 

Entry V      v
Part of speech adjective
 Marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers

Entry V
Part of speech noun (symbol)
 Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Vanadium [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2024/12/21