|
|
|
|

Entry tsy mizara henamaso
Part of speech locution
 Tsy mahay manaja, tsy miraharaha izay fihavanana fa manararaotra tsy misy indrafo raha vao misy hadisoana kely ataon' ny hafa [1.1]

Updated on 2009/11/07