|
|
|
|

Entry tsy mahatombin-tsiraka
Part of speech locution
Elementary words mahatombina, siraka
 Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Updated on 2023/10/12