| Entry |
tsongo dia
|
| Part of speech | locution
|
| | Fanarahana, fizohiana fatratra mba hahitana izay olona tadiavina [1.1]
|
|
| Entry |
tsongodia
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | tsongo,
dia |
| | (littéralement : « ce qu'on cueille sur les pas »). Sortilège.
On repère les traces de pas de personne que l'on veut envoûter ; on ramasse une pincée de poussière dans ces traces et on l'introduit dans des ody ou talismans, qui varient suivant le résultat à obtenir.
On se méfie beaucoup de cette pratique.
Elle crée une véritable psychose de méfiance.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny sasany indray koa ny tany efa nodiavin' ilay olona no analany hataony ao amin'ny ody, io no atao hoe : « tsongodia.
[1.353]
|
|