|
|
|
|

Entry tsofana (tsofa)
Part of speech passive verb
 Tapahina amin' ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan' ny handehananao [1.1]
Morphology 
Present : tsofana, tsofako, tsofanao, tsofany, tsofantsika, tsofanay, tsofanareo, tsofan', tsofan-, tsofam-, tsofa-
Past : notsofana, notsofako, notsofanao, notsofany, notsofantsika, notsofanay, notsofanareo, notsofan', notsofan-, notsofam-, notsofa-
Future : hotsofana, hotsofako, hotsofanao, hotsofany, hotsofantsika, hotsofanay, hotsofanareo, hotsofan', hotsofan-, hotsofam-, hotsofa-
Imperative : tsofao

Updated on 2023/01/05