| Entry | tsoa-tokana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsoaka, tokana | |
| Tsotra lava tsy misy famavany [1.1] | ||
| Examples | Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo.
[2.472] | |
| Updated on 2024/08/15 |
|