| Entry | tsoahana (tsoaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|