| Entry | tsitoavina | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
[2.48] | |
| Updated on 2020/07/31 |
|