|
|
|
|

Entry tsitelotelo (telo)
Part of speech adverb [Full list]
 Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [1.1]
 Three by three [1.2]
 Trois à trois [1.3]
Examples 
1Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. [1.357]
2Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356]

Updated on 2021/12/03