|
|
|
|

Entry tsiro
Part of speech noun
 Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [1.1]
 Taste [1.7]
 Goût [1.8]
Vocabulary 
Examples Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [2.606]
Derivatives 

Entry tsiro
Part of speech noun
  [Merina] (dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur). Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac. Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire : odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2020/09/15