|
|
|
|

Entry tsipisandry
Part of speech noun
Elementary words tsipy, sandry
 Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1]
Other spellings 

Updated on 2023/06/12