|
|
|
|

Entry tsipiriany (tsipiria)
Part of speech noun tsipiria and pronoun
 Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
 Ordre, gradation [1.3]

Entry tsipiriany (tsipiria)
Part of speech noun tsipiria and pronoun
 Tsoriany na didin-tsavony lavalava [1.1]
 Barre de savon [1.3]

Updated on 2025/04/17