| Entry | tsipihina (tsipika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1] | |||||||||
| Qu’on trace, qu’on raie [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2025/06/23 |
|