|
|
|
|

Entry tsinjaka
Part of speech noun
 Tsambikimbikina
Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [1.1]
 Dancing, esp. by jumping about [1.7]
 Danse, gambade [1.8]
Derivatives 

Updated on 2012/10/02