| Entry |
tsindranolahy
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | tsindrano,
lahy |
| | Le mâle tsindrano
[1.3]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Tsindranolahy
|
| Part of speech | name (ethnonym)
|
| Elementary words | tsindrano,
lahy |
| | Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
|
| | Nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples | Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe:
[2.48]
|
| Synonyms | |
| Article |
|