|
|
|
|

Entry tsinay
Part of speech noun
 Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1]
 Intestines, entrails [1.7]
 Intestin, entrailles [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
2dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]

Updated on 2023/05/19