| Entry | tsiloina (tsilo) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | tsiloina (tsilo) | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1] | |||||||||
| Examples | Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io.
[2.472] | ||||||||
| Updated on 2013/07/27 |
|