|
|
|
|

Entry tsikamokamo (kamo)
Part of speech adjective
 Malaindaina, tsy rotodrototra [1.1]
 Nonchalant, paresseux; s. comme kamoladina, mais moins usité [1.3]
Examples Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? [2.996]
Derivatives 

Updated on 2019/08/17