| Entry | tsikalana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Tambahoaka] Tapa-kazo atao hidin-trano [1.78] | |||||||||
| Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1] | |||||||||
| Liteaux, cale [1.13] | |||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Synonyms | tsikala | ||||||||
| Entry | tsikalàna (tsikala) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | tsikalaina ~ tsikalanina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|