| Entry | tsikafara | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1] | ||
| Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13] | ||
| Cérémonie de voeu exaucé [1.13] | ||
| Examples | Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara".
[2.471] | |
| Entry | tsikafara | |
| Part of speech | noun | |
| [Tambahoaka] Faniriana [1.78] | ||
| Updated on 2012/10/02 |
|