|
|
|
|

Entry tsihy vitrana
Part of speech locution
Elementary words tsihy, vitrana
 Tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa [1.1]
Examples 
1Nony nosokafan-dRafotsibe ny tsihy vitrana. [2.69]
2Notaomina moa izany ny faty mifono tsihy vitrana mandeha amin' iny Soraka sy Ambodin' Anosy iny! [1.437]

Updated on 2023/06/17