| Entry | tsihy hisatra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsihy, hisatra | |
| Tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra [1.1] | ||
| Updated on 2023/06/18 |
|