|
|
|
|

Entry tsetsetra (tsetra)
Part of speech noun
 Fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2023/01/05