|
|
|
|

Entry tsendrina
Part of speech noun
 Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2009/02/23