| Entry | tsenaina (tsena) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|