|
|
|
|

Entry tsangan-kevitra
Part of speech locution
Elementary words tsangana, hevitra
 Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
 Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
 Idéologie [1.5]
 Doctrine [1.13]
Vocabulary 
Examples Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285]

Updated on 2023/03/09