| Entry | tsanganana (tsangana) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Bikana Bika. Hevitra itarina: Bikan' olona mijoro lava [1.1] | ||
| De belle taille, de belle forme; se dit des hommes, des animaux, des maisons [1.3] | ||
| Tableau, colonne [1.5, 1.13] | ||
| Constitution [1.5] | ||
| Montant. [1.13] | ||
| Examples | Tamin' io fotoana niresahany tamiko io, tsy dia lava tsanganana I Feno, saingy fonetana.
[2.472] | |
| Updated on 2023/09/05 |
|