| Entry | tsakitsaky | |
| Part of speech | noun | |
| (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1] | ||
| Entry | tsakitsaky | |
| Part of speech | noun | |
| [Tambahoaka] Katsaka [1.78] | ||
| [Tanosy] Ampemba [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2013/07/26 |
|