|
|
|
|

Entry trotrobe
Part of speech noun
 Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2025/04/28