| Entry | trosa | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1] | |||||||
| Dette, traite [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Article | Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|