|
|
|
|

Entry traoka
Part of speech noun
 Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
 Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
 Bronche [1.13]
Vocabulary 
Examples Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424]
Derivatives 

Entry traoka
Part of speech noun
 Fangaro [1.13]
 Mélange [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/18