|
|
|
|

Entry tranomanara
Part of speech noun
Elementary words trano, manara
 Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) [1.1]
 A small building on the tombs of royalty and higher nobility [1.7]
 Petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse [1.8]
Examples 
1Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508]
2Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59]
Analogs  tranomasina
Illustrations 

Entry tranomanara
Part of speech noun
Elementary words trano
 (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/23